Savorovoro politika Miverimberina:inona   no fanefitra?: Korontana politika sy Tenimpirenena (Malagasy Edition) Buy on Amazon
Facebook LinkedIn

Savorovoro politika Miverimberina:inona no fanefitra?: Korontana politika sy Tenimpirenena (Malagasy Edition)

20.69 22.99 -10% USD

Usually ships in 24 hours

Book Details
Publisher Denis Books
ISBN / ASIN 0620493968
ISBN-13 9780620493963
Availability Usually ships in 24 hours
Sales Rank #3,684,180
Marketplace United States 🇺🇸
Ratings & Reviews No reviews yet — be the first!

No reviews yet.

Description
Eto Madagasikara dia mbola tsy tafiditra amin'ny fiainam-pirenena rehetra ny teny malagasy. Ao amin'ny haino aman-jerim-pirenena dia tsy mahàlana ny fahenoana ny nahita-fianarana mampifangaro ny teny frantsay sy malagasy (manao vary amin'akofa), rehefa manazava hevitra. Ny taratasim-panjakàna ifanakalozan'ny Ministera ao amin'ny Governemanta, ireo taratasy alefan'ny Fanjakàna Foibe aty amin'ny Masoivoho izany, dia matetika mbola amin'ny teny Frantsay. Sao dia tsy mafy fototra ny firenena noho ny tsy fitandroana ny teny Malagasy?Sao dia izay no isan'ny mahatonga ny savorovoro politika eto Madagasikara hiverimberina?
Donate to EbookNetworking
No Prev
No Next