Search Books

Savorovoro politika Miverimberina:inona no fanefitra?: Korontana politika sy Tenimpirenena (Malagasy Edition)

Author Mr Denis A.H Andriamandroso
Publisher Denis Books
📄 Viewing lite version Full site ›
🌎 Shop on Amazon — choose country
20.69 22.99 USD
🛒 Buy New on Amazon 🇺🇸 🏷 Buy Used — $22.45

✓ Usually ships in 24 hours

Share:
Book Details
PublisherDenis Books
ISBN / ASIN0620493968
ISBN-139780620493963
AvailabilityUsually ships in 24 hours
Sales Rank3,684,180
MarketplaceUnited States 🇺🇸

Description

Eto Madagasikara dia mbola tsy tafiditra amin'ny fiainam-pirenena rehetra ny teny malagasy. Ao amin'ny haino aman-jerim-pirenena dia tsy mahàlana ny fahenoana ny nahita-fianarana mampifangaro ny teny frantsay sy malagasy (manao vary amin'akofa), rehefa manazava hevitra. Ny taratasim-panjakàna ifanakalozan'ny Ministera ao amin'ny Governemanta, ireo taratasy alefan'ny Fanjakàna Foibe aty amin'ny Masoivoho izany, dia matetika mbola amin'ny teny Frantsay. Sao dia tsy mafy fototra ny firenena noho ny tsy fitandroana ny teny Malagasy?Sao dia izay no isan'ny mahatonga ny savorovoro politika eto Madagasikara hiverimberina?